forked from WA-Catalog/plt_tn
24 lines
957 B
Markdown
24 lines
957 B
Markdown
# Tsy maintsy mivoaka eo amin'ny alitara izay eo anatrehan'i Yaveh izy
|
|
|
|
Io dia ny alitara fanaovana sorona ao an-tokontanin'ny tabernakely.
|
|
|
|
# manao fanavotana ho an'izany
|
|
|
|
Tahaka ny toerana masina sy ny lay fihaonana, ilay alitara dia maloto nohon'ny fahotan'ireo vahoaka.
|
|
|
|
# Tandroky ny alitara
|
|
|
|
"ny sary hita eo amin'ny zoron'ny alitara" Io dia manondro ny zoron'ny alitara. Toy ny tandrok'omby ny endrik'izy ireo. Adikao tahaka ny nanaovanaoazy ao amin'ny 4:6.
|
|
|
|
# mba handiovana izany
|
|
|
|
Ny fahamendrehan'ny fampiasana ny alitara ho an'ny sitrapon'Andriamanitra dia resahina toy ny hoe madio ara-bakiteny.
|
|
|
|
# hanokanana izany ho an'i Yaveh, lavitr'ireo asa maloton'ny vahoakan'Israely
|
|
|
|
Ny fanokanana ny alitara ho an'i Yaveh dia resahina toy ny hoe nosarahina ara-bakiteny tamin'ny fahotan'ireo vahoaka.
|
|
|
|
# 'ireo asa maloto
|
|
|
|
Ireo asa feno fahotana izay mahatonga ny olona ho tsy ankasitrahin'Andriamanitra dia resahina toy ny hoe asa maloto ara-bakiteny.
|