plt_tn/zec/09/11.md

28 lines
1020 B
Markdown

# Raha ny aminareo
Eto ny hoe "aminareo" dia manondro ny vahoakan'Israely.
# lavaka izay tsy misy rano
Io lavaka io dia manambara ny sesitany.
# Miverena any amin'ny fiarovana mafy
DH: "Miverena any amin'ny firenenareo izay hahatsara anareo"
# gadran'ny fanantenana
Io dia fiteny anondroana ireo Israelita tany an-tsesitany izay mbola matoky an'Andriamanitra fa hanavotra azy ireo.
# nanenjana an'i Joda ho tsipìkako
Ny vahoakan'i Joda dia tondroina toy ny hoe tsipìka nentin'Andriamanitra tao an'ady izy ireo. DH: "Ataoko miady amin'ny vahoakan'i Grisia ny vahoakan'i Joda"
# namahana ny zana-tsipìkako tamin'ny Efraima
Ny vahoakan'Israely, ny fanjakana avaratra, dia tondroina toy ny hoe zana-tsipìka izay hitifiran'Andriamanitra ireo fahavalony. Ny famahanana dia kitapo izay hihazonana ireo tsipìkan'ny miaramila.
# Efa nanaitra ireo zanakareo lahy Aho, ry Ziona, hanohitra ireo zanakareo lahy, ry Grisia
Miresaka amin'ny vahoaka izay avy amin'ny firenena roa samihafa indray miaraka Andriamanitra