forked from WA-Catalog/plt_tn
16 lines
673 B
Markdown
16 lines
673 B
Markdown
# Miangavy re mba sitrano izy, miangavy
|
|
|
|
Eto ny hoe "miangavy'' dia naverina mba hanindriana.
|
|
|
|
# Raha nandrora tamin'ny tavany ny rainy
|
|
|
|
Io dia manoritsoritra zavatra izay mety hiseho fa tsy niseho. Ny fandrorana amin'ny tavan'ny olona dia fanesoana tena ratsy.
|
|
|
|
# nohidina tany ivelan'ny toby...i Miriama
|
|
|
|
Ny hoe voaroaka hiala ny toby sy ny hoe tsy navela hiverina dia resahina toy ny hoe misy varavarana izay nohidina rehefa lasa izy. DH: "Nalefa hivoaka ny toby i Miriama" na "Najanona tany ivelan'ny toby i Miriama"
|
|
|
|
# nohidina tany ivelan'ny toby...i Miriama
|
|
|
|
DH: "Nidian'i Mosesy tany ivelan'ny toby i Miriama" na "Nandefa an'i Miriama tany ivelan'ny toby i Mosesy"
|