# Miangavy re mba sitrano izy, miangavy Eto ny hoe "miangavy'' dia naverina mba hanindriana. # Raha nandrora tamin'ny tavany ny rainy Io dia manoritsoritra zavatra izay mety hiseho fa tsy niseho. Ny fandrorana amin'ny tavan'ny olona dia fanesoana tena ratsy. # nohidina tany ivelan'ny toby...i Miriama Ny hoe voaroaka hiala ny toby sy ny hoe tsy navela hiverina dia resahina toy ny hoe misy varavarana izay nohidina rehefa lasa izy. DH: "Nalefa hivoaka ny toby i Miriama" na "Najanona tany ivelan'ny toby i Miriama" # nohidina tany ivelan'ny toby...i Miriama DH: "Nidian'i Mosesy tany ivelan'ny toby i Miriama" na "Nandefa an'i Miriama tany ivelan'ny toby i Mosesy"