forked from WA-Catalog/plt_tn
16 lines
543 B
Markdown
16 lines
543 B
Markdown
# tsy maintsy manolotra ilay osy lahy izy
|
|
|
|
Io osy io dia antsoina hoe azazela ao amin'ny 16:8.
|
|
|
|
# miaiky ...eo aminy
|
|
|
|
miaiky eo amin'ilay osy"
|
|
|
|
# izy dia tsy maintsy mametraka izany ota izany eo an-dohan'ilay osy lahy velona
|
|
|
|
Ny zavatra ataon'i Arona eto dia fihetsika famindrana ny fahotan'ny olona ho amin'ny osy mba ho marika fa ilay osy dia hitondra ny sazy nohon'ny helok'izy ireo.
|
|
|
|
# faharatsiana ...fikomiana ...fahotana
|
|
|
|
Ireo dia mitovy hevitra amin'ny ankapobeny. Arona dia miaiky ny amin'ny fahotana rehetra izay vitan'ireo vahoaka.
|