# tsy maintsy manolotra ilay osy lahy izy Io osy io dia antsoina hoe azazela ao amin'ny 16:8. # miaiky ...eo aminy miaiky eo amin'ilay osy" # izy dia tsy maintsy mametraka izany ota izany eo an-dohan'ilay osy lahy velona Ny zavatra ataon'i Arona eto dia fihetsika famindrana ny fahotan'ny olona ho amin'ny osy mba ho marika fa ilay osy dia hitondra ny sazy nohon'ny helok'izy ireo. # faharatsiana ...fikomiana ...fahotana Ireo dia mitovy hevitra amin'ny ankapobeny. Arona dia miaiky ny amin'ny fahotana rehetra izay vitan'ireo vahoaka.