plt_tn/act/04/19.md

12 lines
466 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Eto ny teny hoe"izahay" dia maneho an'i Petera sy Jaona fa tsy ireo izay noresahiny.
# Raha marina eo imason'Andriamanitra
Eto ny fehezanteny "Raha marina eo imason'Andriamanitra "Raha marina eo imason'Andriamanitra" dia manambara ny hevitr"Andriamanitra. DH: "Raha mieritreritra Andriamanitra fa marina izany"
# Tsy afaka ny hijanona tsy hiteny
"isika dia mila manohy miteny" na "tsy afaka hitsahatra ny tsy hiteny isika"