# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Eto ny teny hoe"izahay" dia maneho an'i Petera sy Jaona fa tsy ireo izay noresahiny. # Raha marina eo imason'Andriamanitra Eto ny fehezanteny "Raha marina eo imason'Andriamanitra "Raha marina eo imason'Andriamanitra" dia manambara ny hevitr"Andriamanitra. DH: "Raha mieritreritra Andriamanitra fa marina izany" # Tsy afaka ny hijanona tsy hiteny "isika dia mila manohy miteny" na "tsy afaka hitsahatra ny tsy hiteny isika"