forked from WA-Catalog/plt_tn
16 lines
603 B
Markdown
16 lines
603 B
Markdown
# Fa ny tsirairay aminareo dia nandray fanomezam-pahasoavana
|
|
|
|
Izany dia maneho fahaiza-manao ara-panahy izay omen'Andriamanitra ireo mpino. DH: "Fa ny tsirairay aminareo dia nandray ny fahaiza-manao ara-panahy ho fanomezana avy amin'Andriamanitra"
|
|
|
|
# aoka izy hanao izany toy ny iray miteny ny tenin'Andriamanitra
|
|
|
|
"aoka izy hiteny tahaka ilay iray izay miteny ny tenin'Andriamanitra marina"
|
|
|
|
# mba homem-boninahitra amin'ny alalan'i Jesosy Kristy amin'ny fomba rehetra Andriamanitra
|
|
|
|
Afaka atao hoe: "amin'ny fomba rehetra no hanomezanareo voninahitra an'Andriamanitra"
|
|
|
|
# homem-boninahitra
|
|
|
|
hoderaina
|