# Fa ny tsirairay aminareo dia nandray fanomezam-pahasoavana Izany dia maneho fahaiza-manao ara-panahy izay omen'Andriamanitra ireo mpino. DH: "Fa ny tsirairay aminareo dia nandray ny fahaiza-manao ara-panahy ho fanomezana avy amin'Andriamanitra" # aoka izy hanao izany toy ny iray miteny ny tenin'Andriamanitra "aoka izy hiteny tahaka ilay iray izay miteny ny tenin'Andriamanitra marina" # mba homem-boninahitra amin'ny alalan'i Jesosy Kristy amin'ny fomba rehetra Andriamanitra Afaka atao hoe: "amin'ny fomba rehetra no hanomezanareo voninahitra an'Andriamanitra" # homem-boninahitra hoderaina