plt_tn/2ki/11/19.md

24 lines
735 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Nalain'izy ireo teo amin'ny tempoly ho ao an-dapa i Joasy, ilay mpanjaka vaovao.
# ireo mpifehy an-jatony
Izany dia ilazana ireo manampahefana manara-maso ny fiambenana ny mpanjaka sy ny lapa. Jereo ao amin'ny 11:9 ny fomba nandikanao izany.
# Karita
Izany ny anarana fiantso ireo vondrona mpiambina natokana hiaro ny mpanjaka.
# nitondra ny mpanjaka nidina avy tany an-tranon'i Yaveh izy ireo, ka niditra tao an-tranon'ny mpanjaka
"nitondra ny mpanjaka avy teo amin'ny tempoly tankany an-dapa"
# nifaly ny olona rehetra teo amin'ny tany
Fanaovana bango tokana fotsiny ihany ihany. Azo antoka fa nisy koa ireo tsy nifaly.
# nilamina ny tanàna
"tony ny tanàna" na "nandry ny tanàna"