# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Nalain'izy ireo teo amin'ny tempoly ho ao an-dapa i Joasy, ilay mpanjaka vaovao. # ireo mpifehy an-jatony Izany dia ilazana ireo manampahefana manara-maso ny fiambenana ny mpanjaka sy ny lapa. Jereo ao amin'ny 11:9 ny fomba nandikanao izany. # Karita Izany ny anarana fiantso ireo vondrona mpiambina natokana hiaro ny mpanjaka. # nitondra ny mpanjaka nidina avy tany an-tranon'i Yaveh izy ireo, ka niditra tao an-tranon'ny mpanjaka "nitondra ny mpanjaka avy teo amin'ny tempoly tankany an-dapa" # nifaly ny olona rehetra teo amin'ny tany Fanaovana bango tokana fotsiny ihany ihany. Azo antoka fa nisy koa ireo tsy nifaly. # nilamina ny tanàna "tony ny tanàna" na "nandry ny tanàna"