forked from WA-Catalog/plt_tn
16 lines
479 B
Markdown
16 lines
479 B
Markdown
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
|
|
|
|
Ity no fiandohan'ny tanataran'ny fitsarana an'i Jesosy teo anoloan'i Pilato.
|
|
|
|
# Ary
|
|
|
|
Io teny io eto dia ampiasaina mba hanamarihana fiatoana eo amin'ny fizotry ny tantara. Eto i Matio dia manomboka mitantara fizaran-tantara vaovao.
|
|
|
|
# nitetika hanohitra an'i Jesosy mba hamono Azy
|
|
|
|
Nanao tetika ny amin'ny fomba hahafahan'izy ireo mandresy lahatra ny mpitarika Romana hamono an'i Jesosy ireo mpitarika Jiosy.
|
|
|
|
# nanolotra Azy
|
|
|
|
"nitondra Azy"
|