# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Ity no fiandohan'ny tanataran'ny fitsarana an'i Jesosy teo anoloan'i Pilato. # Ary Io teny io eto dia ampiasaina mba hanamarihana fiatoana eo amin'ny fizotry ny tantara. Eto i Matio dia manomboka mitantara fizaran-tantara vaovao. # nitetika hanohitra an'i Jesosy mba hamono Azy Nanao tetika ny amin'ny fomba hahafahan'izy ireo mandresy lahatra ny mpitarika Romana hamono an'i Jesosy ireo mpitarika Jiosy. # nanolotra Azy "nitondra Azy"