forked from WA-Catalog/plt_tn
48 lines
1.5 KiB
Markdown
48 lines
1.5 KiB
Markdown
# ianao dia mbola namitaka ahy ary nilaza lainga tamiko
|
|
|
|
Mitovy ny hevitry ny teny ho "mamitaka" sy "mandainga" ary nolazaina izany mba hanasongadinana ny hatezeran'i Delila. DH: "Namitaka ahy loatra ianao!"
|
|
|
|
# hahafahana mandresy anao
|
|
|
|
Azo adika amin'ny fomba hafa ihany koa izany. DH: "hahafahan'ny vahoaka mandresy anao"
|
|
|
|
# zairinao
|
|
|
|
Avy amin'ny teny hoe "manjaitra" na "zaitra," manjaitra zavatra roa mba hitambatra
|
|
|
|
# vonan'ny voloko
|
|
|
|
ampaham-bolo kely mivona
|
|
|
|
# lamba
|
|
|
|
akanjo vita tamin'ny akora natambatra
|
|
|
|
# fanjairana
|
|
|
|
milina fampiasa mba hanambarana kofehy be dia be hahazoana akanjo
|
|
|
|
# avy eo dia fantsio eo amin'ny fanjairana izany
|
|
|
|
"ay eo dia fantsio eo amin'ny fanjairana ilay lamba"
|
|
|
|
# fantsio
|
|
|
|
mandetika fantsika mba hihazona zavatra iray amin'ny toerany
|
|
|
|
# ho toy ny lehilahy hafa rehetra aho
|
|
|
|
Ny dika fenon'izany andian-teny izany dia azo atao tahaka izao. DH: "halemy toy ny lehilahy rehetra aho"
|
|
|
|
# Eo aminao ireo Filistina
|
|
|
|
Ny andian-teny hoe "eo aminao" dia midika fa efa tonga hisambotra azy izy ireo. DH: "Efa eto ireo Filistina hisambotra anao"
|
|
|
|
# nongotany teo amin'ny fanjairana ilay lamba sy ilay tsatoka
|
|
|
|
Nongotan'i Samsona teo amin'ny fanjairana ilay lamba rehefa nisintona ny volony tamin'ilay fanjairana izy. Azo adika mazava kokoa tahaka izao izany. DH: "nosintoniny ny volony, niaraka tamin'ilay fanjaitra ary ilay lamba teo amin'ny fanjairana''
|
|
|
|
# tsatoka
|
|
|
|
Izany dia fantsika vita amin'ny hazo na fendrefesana hanatambarana ny lamba amin'ny fanjairana.
|