plt_tn/deu/28/30.md

16 lines
538 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mosesy miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray ihany izy ireo, noho izany dia "ianao" no ampiasaina.
# Ho vonoina eo anoloan'ny masonao ny ombinao
DH: "hijery ianao rehefa misy olona mamono ny ombinao"
# halaina an-keriny eo anoloan'ny masonao ny borikinao ary tsy haverina aminao
DH: "hisy olona haka an-keriny ny borikinao ary tsy hamerina izany"
# Homena ireo fahavalonao ny ondrinao
DH: "Homeko ho an'ireo fahavalonao ny ondrinao" na "Avelako haka ny ondrinao ireo fahavalonao"