# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Mosesy miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray ihany izy ireo, noho izany dia "ianao" no ampiasaina. # Ho vonoina eo anoloan'ny masonao ny ombinao DH: "hijery ianao rehefa misy olona mamono ny ombinao" # halaina an-keriny eo anoloan'ny masonao ny borikinao ary tsy haverina aminao DH: "hisy olona haka an-keriny ny borikinao ary tsy hamerina izany" # Homena ireo fahavalonao ny ondrinao DH: "Homeko ho an'ireo fahavalonao ny ondrinao" na "Avelako haka ny ondrinao ireo fahavalonao"