plt_tn/amo/06/05.md

12 lines
441 B
Markdown

# Namoromporona zava-maneno tahaka ny nataon'i Davida
Mety midika hoe: 1) namorona hira vaovao izy ireo ary nieritreritra ny hilalao izany amin'ny zava-maneno na 2) namorona zava-maneno vaovao izy ireo.
# Lovia jobo
Fampiasa ao amin'ny tempoly ny lovia jobo, lehibe nohon'ny fampiasan'ny olona amin'ny sakafo izany
# Tsy nalahelo izy ireo
"Tsy tezitra izy ireo ary manao fihetsika toy ny tsy firaharahiana na dia misy iray maty aza eo"