# Namoromporona zava-maneno tahaka ny nataon'i Davida Mety midika hoe: 1) namorona hira vaovao izy ireo ary nieritreritra ny hilalao izany amin'ny zava-maneno na 2) namorona zava-maneno vaovao izy ireo. # Lovia jobo Fampiasa ao amin'ny tempoly ny lovia jobo, lehibe nohon'ny fampiasan'ny olona amin'ny sakafo izany # Tsy nalahelo izy ireo "Tsy tezitra izy ireo ary manao fihetsika toy ny tsy firaharahiana na dia misy iray maty aza eo"