plt_tn/act/25/11.md

20 lines
595 B
Markdown

# Kanefa raha nanao ratsy aho ... dia tsy misy olona afaka mitondra ahy ho any amin'izy ireo.
Raha meloka i Paoly, dia hanaiky ny fanasaziana izy, kanefa fantany fa tsy meloka izy.
# raha nanao izay mendrika ny fahafatesana
"raha nanao izay diso ka mendrika fahafatesana aho"
# Fa raha tsy misy ireo fiampangan'izy ireo
"raha tsy marina ny fiampangana ahy"
# tsy misy olona afaka mitondra ahy ho any amin'izy ireo
Ireo mety ho dikany 1) Festosy dia tsy manana fahefana ara-dalana hitondra an'i Paoly eo amin'ireo mpitory sandoka
# tamin'ny filan-kevitra
DH: "tamin'ny mpanolo-tsainany"