# Kanefa raha nanao ratsy aho ... dia tsy misy olona afaka mitondra ahy ho any amin'izy ireo. Raha meloka i Paoly, dia hanaiky ny fanasaziana izy, kanefa fantany fa tsy meloka izy. # raha nanao izay mendrika ny fahafatesana "raha nanao izay diso ka mendrika fahafatesana aho" # Fa raha tsy misy ireo fiampangan'izy ireo "raha tsy marina ny fiampangana ahy" # tsy misy olona afaka mitondra ahy ho any amin'izy ireo Ireo mety ho dikany 1) Festosy dia tsy manana fahefana ara-dalana hitondra an'i Paoly eo amin'ireo mpitory sandoka # tamin'ny filan-kevitra DH: "tamin'ny mpanolo-tsainany"