forked from WA-Catalog/plt_tn
20 lines
649 B
Markdown
20 lines
649 B
Markdown
# Ary
|
|
|
|
Manamarika ny fiandohan'ny ampahany vaovao amin'ny tantara io teny io. Raha manana teny na andian-teny mifanaraka amin'izany ny fiteninao, dia azonao ampiasaina eto izany.
|
|
|
|
# fiaran'Andriamanitra
|
|
|
|
Adikao araka ny nataonao tao amin'ny 3:1 io. Mitovy amin'ny "fiaran'ny faneken'Andriamanitra" ihany ao amin'ny 4:3 ihany io.
|
|
|
|
# an-tranon'i Dagon
|
|
|
|
Manondro ny tempolin'i Dagona, ilay andriamanitry ny Filistina io.
|
|
|
|
# indro, ... Dagona
|
|
|
|
"gaga tanteraka izy ireo nahita an'i Dagona"
|
|
|
|
# nianjera niankohoka tamin'ny tany ... i Dagona
|
|
|
|
Tokony ho azon'ny mpamaky fa Yaveh no nampianjera ilay sarivongana niakohoka tamin'ny tavany nandritra ny alina.
|