# Ary Manamarika ny fiandohan'ny ampahany vaovao amin'ny tantara io teny io. Raha manana teny na andian-teny mifanaraka amin'izany ny fiteninao, dia azonao ampiasaina eto izany. # fiaran'Andriamanitra Adikao araka ny nataonao tao amin'ny 3:1 io. Mitovy amin'ny "fiaran'ny faneken'Andriamanitra" ihany ao amin'ny 4:3 ihany io. # an-tranon'i Dagon Manondro ny tempolin'i Dagona, ilay andriamanitry ny Filistina io. # indro, ... Dagona "gaga tanteraka izy ireo nahita an'i Dagona" # nianjera niankohoka tamin'ny tany ... i Dagona Tokony ho azon'ny mpamaky fa Yaveh no nampianjera ilay sarivongana niakohoka tamin'ny tavany nandritra ny alina.