auto save
This commit is contained in:
parent
62dbd95a3d
commit
7a7a3c30db
|
@ -1 +1 @@
|
||||||
\v 16Nihinagna tao an-tragnon'i Levi Jesôsy aveo mpamôry haitra sindraiky ôlogno mpagnano raha tsy manjary maro no niaraka nihinagna taminazy sy reo mpianany, fa fôntry zareo tao aveo nangaraka azy.\v 15 Ary reo mpanora-dalàna, lehy Fariseho, izy koafa nahita Jesôsy niaraka nihinagna tamin-jareo mapagnano raha tsy manjary sindraiky reo mpamôry haitra, dia nagnontany ny mpianany hoe: "Nagnino moa Izy miaraka mihinagna amin'ologno mpamôry haitra sindraiky ôlogno mpagnano raha tsy manjary?"
|
\v 16Nihinagna tao an-tragnon'i Levi Jesôsy aveo mpamôry haitra sindraiky ôlogno mpagnano raha tsy manjary maro no niaraka nihinagna taminazy sy reo mpianany, fa fôntry zareo tao aveo nangaraka azy.\v 15Ary reo mpanôra-dalàna, lehy Fariseho, izy koafa nahita Jesôsy niaraka nihinagna tamin-jareo mapagnano raha tsy manjary sindraiky reo mpamôry haitra, dia nagnontany ny mpianany hoe: "Nagnino moa Izy miaraka mihinagna amin'ologno mpamôry haitra sindraiky mpanota?"
|
|
@ -1 +1 @@
|
||||||
Hoavy ny andro hangalagna ny mpampiakatra akeo amin-jareo, kay amin-jany andro zany, no hifady hanigny zareo. Tsisy mandaba lamba kôro amin'ny lamba vaovao, koa tsy zany edy hiala aminazy lehy tapa-damba,ny vaovao hiala amin'ny talôha, ary mahay ho ratsy fogna ny fatriahany.
|
\v 20 \v 21 Hoavy ny andro hangalagna ny mpampiakatra akeo amin-jareo, kay amin-jany andro zany, no hifady hanigny zareo. Tsisy mandaba lamba kôro amin'ny lamba vaovao, koa tsy zany edy hiala aminazy lehy tapa-damba,ny vaovao hiala amin'ny talôha, ary mahay ho ratsy fogna ny fatriahany.
|
Loading…
Reference in New Issue