diff --git a/02/15.txt b/02/15.txt index a66322e2..9fa86370 100644 --- a/02/15.txt +++ b/02/15.txt @@ -1 +1 @@ -\v 16Nihinagna tao an-tragnon'i Levi Jesôsy aveo mpamôry haitra sindraiky ôlogno mpagnano raha tsy manjary maro no niaraka nihinagna taminazy sy reo mpianany, fa fôntry zareo tao aveo nangaraka azy.\v 15 Ary reo mpanora-dalàna, lehy Fariseho, izy koafa nahita Jesôsy niaraka nihinagna tamin-jareo mapagnano raha tsy manjary sindraiky reo mpamôry haitra, dia nagnontany ny mpianany hoe: "Nagnino moa Izy miaraka mihinagna amin'ologno mpamôry haitra sindraiky ôlogno mpagnano raha tsy manjary?" \ No newline at end of file +\v 16Nihinagna tao an-tragnon'i Levi Jesôsy aveo mpamôry haitra sindraiky ôlogno mpagnano raha tsy manjary maro no niaraka nihinagna taminazy sy reo mpianany, fa fôntry zareo tao aveo nangaraka azy.\v 15Ary reo mpanôra-dalàna, lehy Fariseho, izy koafa nahita Jesôsy niaraka nihinagna tamin-jareo mapagnano raha tsy manjary sindraiky reo mpamôry haitra, dia nagnontany ny mpianany hoe: "Nagnino moa Izy miaraka mihinagna amin'ologno mpamôry haitra sindraiky mpanota?" \ No newline at end of file diff --git a/02/20.txt b/02/20.txt index b229cca8..a24f1277 100644 --- a/02/20.txt +++ b/02/20.txt @@ -1 +1 @@ -Hoavy ny andro hangalagna ny mpampiakatra akeo amin-jareo, kay amin-jany andro zany, no hifady hanigny zareo. Tsisy mandaba lamba kôro amin'ny lamba vaovao, koa tsy zany edy hiala aminazy lehy tapa-damba,ny vaovao hiala amin'ny talôha, ary mahay ho ratsy fogna ny fatriahany. \ No newline at end of file +\v 20 \v 21 Hoavy ny andro hangalagna ny mpampiakatra akeo amin-jareo, kay amin-jany andro zany, no hifady hanigny zareo. Tsisy mandaba lamba kôro amin'ny lamba vaovao, koa tsy zany edy hiala aminazy lehy tapa-damba,ny vaovao hiala amin'ny talôha, ary mahay ho ratsy fogna ny fatriahany. \ No newline at end of file