auto save

This commit is contained in:
MAD107 2019-10-19 05:39:12 -04:00 committed by root
parent 4fb8d99ea9
commit 62dbd95a3d
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 15 \v 16 NIhinagna tao an-tragnon'i Levi Jesôsy aveo mpamôry haitra sindraiky ôlogno mpagnano raha tsy manjary maro no niaraka nihinagna taminazy sy reo mpianany, fa fôntry zareo tao aveo nangaraka azy. Ary reo mpanora-dalàna, lehy Fariseho, izy koafa nahita Jesôsy niaraka nihinagna tamin-jareo mapagnano raha tsy manjary sindraiky reo mpamôry haitra, dia nagnontany ny mpianany hoe: "Nagnino moa Izy miaraka mihinagna amin'ologno mpamôry haitra sindraiky ôlogno mpagnano raha tsy manjary?"
\v 16Nihinagna tao an-tragnon'i Levi Jesôsy aveo mpamôry haitra sindraiky ôlogno mpagnano raha tsy manjary maro no niaraka nihinagna taminazy sy reo mpianany, fa fôntry zareo tao aveo nangaraka azy.\v 15 Ary reo mpanora-dalàna, lehy Fariseho, izy koafa nahita Jesôsy niaraka nihinagna tamin-jareo mapagnano raha tsy manjary sindraiky reo mpamôry haitra, dia nagnontany ny mpianany hoe: "Nagnino moa Izy miaraka mihinagna amin'ologno mpamôry haitra sindraiky ôlogno mpagnano raha tsy manjary?"

View File

@ -1 +1 @@
Ary nifady hanigny reo mpiantr'i Jaona sy reo Friseho. Lalahy fôntrifôntry no nagnatogno azy tamin'azy hoe: "Nagnino moa mpianatra Jaona sindraiky mpianatra reo Fariseho no mifady hanigny?" Kay nivôlagna Jesosy tamin-jareo hoe: "Afaka mifady hanigny moa ny mpagnatriky ny tsaboraha izy koa mboala akeo ny mpampiakatra." Izy koa mboala miaraka amin-jareo akeo ny mpampiakatra, dia tsiafaka mifady hanigny zareo.
\v 18 \v 19 Ary nifady hanigny reo mpiantr'i Jaona sy reo Friseho. Lalahy fôntrifôntry no nagnatogno azy tamin'azy hoe: "Nagnino moa mpianatra Jaona sindraiky mpianatra reo Fariseho no mifady hanigny?" Kay nivôlagna Jesosy tamin-jareo hoe: "Afaka mifady hanigny moa ny mpagnatriky ny tsaboraha izy koa mboala akeo ny mpampiakatra." Izy koa mboala miaraka amin-jareo akeo ny mpampiakatra, dia tsiafaka mifady hanigny zareo.