auto save

This commit is contained in:
MAD106 2019-10-25 04:04:17 -04:00 committed by root
parent 7591be1bf6
commit 625dbde520
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 47 Fao nisy araiky tamin-jareo nitsangagna teo nagnaboaka ny meso ary namango lehy mpanompon'ny mpisoronabe kay nanapaka ny sôfiny.\v 48 Nivaolagna Jesôsy tamin-jareo hoe: "Avy hanambotro Zaho, karaha ny hanambotro jiolahy, miaraka amin'ny meso sindraiky sabôha moa areo? \v 49 Tamin'ny zaho taminareo isan'andro sindraiky nagnanatra teo amin'ny tragno fiangonagna igny, tsy nisambôrinareo. Fa natao amin-jeo io mbô hagnatantairaka ny Saoratra Masigny."\v 50 Kay niala Azy aby reo jiaby niaraka tamin'i Jesôsy ary nipariaka.
\v 47 Fao nisy araiky tamin-jareo nitsangagna teo nagnaboaka ny meso ary namango lehy mpanompon'ny mpisoronabe kay nanapaka ny sôfiny.\v 48 Nivaolagna Jesôsy tamin-jareo hoe: "Avy hanambotro Zaho, karaha ny hanambotro dahalo, miaraka amin'ny meso sindraiky sabôha moa areo? \v 49 Tamin'ny zaho taminareo isan'andro sindraiky nagnanatra teo amin'ny tragno fiangonagna igny, tsy nisambôrinareo. Fa natao amin-jeo io mbô hagnatantairaka ny Saoratra Masigny."\v 50 Kay niala Azy aby reo jiaby niaraka tamin'i Jesôsy ary nipariaka.