From 625dbde520a3438d05c00701e1ab846f3e398271 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: MAD106 <> Date: Fri, 25 Oct 2019 04:04:17 -0400 Subject: [PATCH] auto save --- 14/47.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/14/47.txt b/14/47.txt index 6e1a8c1e..1e641c40 100644 --- a/14/47.txt +++ b/14/47.txt @@ -1 +1 @@ -\v 47 Fao nisy araiky tamin-jareo nitsangagna teo nagnaboaka ny meso ary namango lehy mpanompon'ny mpisoronabe kay nanapaka ny sôfiny.\v 48 Nivaolagna Jesôsy tamin-jareo hoe: "Avy hanambotro Zaho, karaha ny hanambotro jiolahy, miaraka amin'ny meso sindraiky sabôha moa areo? \v 49 Tamin'ny zaho taminareo isan'andro sindraiky nagnanatra teo amin'ny tragno fiangonagna igny, tsy nisambôrinareo. Fa natao amin-jeo io mbô hagnatantairaka ny Saoratra Masigny."\v 50 Kay niala Azy aby reo jiaby niaraka tamin'i Jesôsy ary nipariaka. \ No newline at end of file +\v 47 Fao nisy araiky tamin-jareo nitsangagna teo nagnaboaka ny meso ary namango lehy mpanompon'ny mpisoronabe kay nanapaka ny sôfiny.\v 48 Nivaolagna Jesôsy tamin-jareo hoe: "Avy hanambotro Zaho, karaha ny hanambotro dahalo, miaraka amin'ny meso sindraiky sabôha moa areo? \v 49 Tamin'ny zaho taminareo isan'andro sindraiky nagnanatra teo amin'ny tragno fiangonagna igny, tsy nisambôrinareo. Fa natao amin-jeo io mbô hagnatantairaka ny Saoratra Masigny."\v 50 Kay niala Azy aby reo jiaby niaraka tamin'i Jesôsy ary nipariaka. \ No newline at end of file