auto save

This commit is contained in:
MAD106 2019-10-25 04:51:46 -04:00 committed by root
parent 18764112a2
commit 7591be1bf6
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 47 Fao ny araiky tamin-jareo nitsangagna teo nagnaboaka ny meso ary namango lehy mpanompon'ny mpisoronabe kay nanapaka ny sôfiny.\v 48 Nivôlagna Jesôsy tamin-jareo hoe: "Avia hanambotro Zaho, karaha hôlongno hanambotro jiolahy, miaraka amin'ny meso sindraiky sabôha moa areo? \v 49 Tamin'ny zaho taminareo isan'andro sindraiky nagnanatra teo amin'ny tragno fiangonagna igny, tsy nisambôrinareo. Fa natao amin-jeo io mbô hagnatantairaka ny Saoratra Masigny."\v 50 Kay niala Azy aby reo jiaby niaraka tamin'i Jesôsy ary nipariaka.
\v 47 Fao nisy araiky tamin-jareo nitsangagna teo nagnaboaka ny meso ary namango lehy mpanompon'ny mpisoronabe kay nanapaka ny sôfiny.\v 48 Nivaolagna Jesôsy tamin-jareo hoe: "Avy hanambotro Zaho, karaha ny hanambotro jiolahy, miaraka amin'ny meso sindraiky sabôha moa areo? \v 49 Tamin'ny zaho taminareo isan'andro sindraiky nagnanatra teo amin'ny tragno fiangonagna igny, tsy nisambôrinareo. Fa natao amin-jeo io mbô hagnatantairaka ny Saoratra Masigny."\v 50 Kay niala Azy aby reo jiaby niaraka tamin'i Jesôsy ary nipariaka.