Sat Oct 19 2019 15:44:21 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)
This commit is contained in:
parent
576b7e3413
commit
56c804d6f4
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 39 Koafa hitan'ny lay kapiteny zay nitsangagna sady nifagnatitry tamin'i Jesôsy fao maty tamin'ny zany faomba zany Izy, dia nivolagna izy hoe: "Taigna Zanaka Zagnahary marigny io lalahy io." \v 40 Dia nisy vayavy koa nizaha tagny lavitry tagny. Agnisan'zany Maria Magdalaina, Maria (Renin'i Jakoba zandrin'i ndraiky Josesy), ary Salome. \v 41 Tamin'Izy tagny Galilia dia nagnaraka Azy ndraiky nanompo Azy zareo. Ary vayavy maro hafa koa niara-niakatra taminAzy tagny Jerosalema.
|
||||
\v 39 Koafa hitan'ny lay kapiteny zay nitsangagna sady nifagnatitry tamin'i Jesôsy fao maty tamin'ny zany faomba zany Izy, dia nivolagna izy hoe: "Taigna Zanaka Zagnahary marigny io lalahy io." \v 40 Dia nisy vaiavy koa nizaha tagny lavitry tagny. Agnisan'zany Maria Magdalaina, Maria (Renin'i Jakoba zandriny ndraiky Josesy), ary Salome. \v 41 Tamin'Izy tagny Galilia dia nagnaraka Azy ndraiky nanompo Azy zareo. Ary vaiavy maro hafa koa niara-niakatra taminAzy tagny Jerosalema.
|
Loading…
Reference in New Issue