diff --git a/15/39.txt b/15/39.txt index 6516085b..d02963b6 100644 --- a/15/39.txt +++ b/15/39.txt @@ -1 +1 @@ -\v 39 Koafa hitan'ny lay kapiteny zay nitsangagna sady nifagnatitry tamin'i Jesôsy fao maty tamin'ny zany faomba zany Izy, dia nivolagna izy hoe: "Taigna Zanaka Zagnahary marigny io lalahy io." \v 40 Dia nisy vayavy koa nizaha tagny lavitry tagny. Agnisan'zany Maria Magdalaina, Maria (Renin'i Jakoba zandrin'i ndraiky Josesy), ary Salome. \v 41 Tamin'Izy tagny Galilia dia nagnaraka Azy ndraiky nanompo Azy zareo. Ary vayavy maro hafa koa niara-niakatra taminAzy tagny Jerosalema. \ No newline at end of file +\v 39 Koafa hitan'ny lay kapiteny zay nitsangagna sady nifagnatitry tamin'i Jesôsy fao maty tamin'ny zany faomba zany Izy, dia nivolagna izy hoe: "Taigna Zanaka Zagnahary marigny io lalahy io." \v 40 Dia nisy vaiavy koa nizaha tagny lavitry tagny. Agnisan'zany Maria Magdalaina, Maria (Renin'i Jakoba zandriny ndraiky Josesy), ary Salome. \v 41 Tamin'Izy tagny Galilia dia nagnaraka Azy ndraiky nanompo Azy zareo. Ary vaiavy maro hafa koa niara-niakatra taminAzy tagny Jerosalema. \ No newline at end of file