Sat Oct 19 2019 15:42:21 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-19 15:42:22 -04:00
parent 76a040885a
commit 576b7e3413
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 39 Koafa hitan'ny lehy kapiteny zay nitsangagna sady nifagnatitry tamin'i Jesôsy fao naty tamin'ny zany faomba zany Izy, dia nivolagna izy hoe: "Taigna Zanaka Zagnahary marigny io lalahy io." \v 40 Dia nisy vayavy koa nizaha tagny lavitry tagny. Agnisan'zany Maria Magdalaina, Maria (Renin'i Jakoba zandrin'i ndraiky Josesy), ary Salome. \v 41 Tamin'Izy tagny Galilia dia nagnaraka Azy ndraiky nanompo Azy zareo. Ary vayavy maro hafa koa niara-niakatra taminAzy tagny Jerosalema.
\v 39 Koafa hitan'ny lay kapiteny zay nitsangagna sady nifagnatitry tamin'i Jesôsy fao maty tamin'ny zany faomba zany Izy, dia nivolagna izy hoe: "Taigna Zanaka Zagnahary marigny io lalahy io." \v 40 Dia nisy vayavy koa nizaha tagny lavitry tagny. Agnisan'zany Maria Magdalaina, Maria (Renin'i Jakoba zandrin'i ndraiky Josesy), ary Salome. \v 41 Tamin'Izy tagny Galilia dia nagnaraka Azy ndraiky nanompo Azy zareo. Ary vayavy maro hafa koa niara-niakatra taminAzy tagny Jerosalema.

View File

@ -70,6 +70,6 @@
"15-29",
"15-31",
"15-33",
"15-39"
"15-36"
]
}