auto save
This commit is contained in:
parent
ac03461386
commit
0bca1d6535
|
@ -1 +1 @@
|
||||||
Dia nampianatra zareo Izy kay nivolagna hoe: "Tsy afa voasoratra moa hoe: " Ny tragnonaha dia hantsovigny hoe tragno fivavahagna ho an'ny firenena jiaby? Naifa natanareo ho tragno fivorian'ny mpangalatra." Regnin-jareo lohan'ny mpisorona ndraiky zareo mpanoratra lalagna zay nivolagniny, dia nizaha fomba hamonoagna Azy zareo. Fao natahotro Azy zareo satria ny vahoaka jiaby dia gaga tamin'ny fampianaragnanazy.
|
\v 17 Dia nampianatra zareo Izy kay nivolagna hoe: "Tsy afa voasoratra moa hoe: " Ny tragnonaha dia hantsovigny hoe tragno fivavahagna ho an'ny firenena jiaby? Naifa natanareo ho tragno fivorian'ny mpangalatra."\v 18 Regnin-jareo lohan'ny mpisorona ndraiky zareo mpanoratra lalagna zay nivolagniny, dia nizaha fomba hamonoagna Azy zareo. Fao natahotro Azy zareo satria ny vahoaka jiaby dia gaga tamin'ny fampianaragnanazy. \v 19 Koafa havy ny hariva, dia niala ny tanàgna zareo.
|
Loading…
Reference in New Issue