auto save

This commit is contained in:
MAD104 2019-10-21 07:51:31 -04:00 committed by root
parent 7445295c3d
commit ac03461386
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Dia nampianatra zareo Izy kay nivolagna hoe: "Tsy afa voasoratra moa hoe: " Ny tragnonaha dia hantsovigny hoe tragno fivavahagna ho an'ny firenena jiaby? Naifa natanareo ho tragno fivorian'ny mpangalatra." Regnin-jareo lohan'ny mpisorona ndraiky zareo mpanoratra lalagna zay nivolagniny, dia nizaha fomba hamonoagna Azy zareo. Fao natahotro Azy zareo satria ny vahoaka jiaby
Dia nampianatra zareo Izy kay nivolagna hoe: "Tsy afa voasoratra moa hoe: " Ny tragnonaha dia hantsovigny hoe tragno fivavahagna ho an'ny firenena jiaby? Naifa natanareo ho tragno fivorian'ny mpangalatra." Regnin-jareo lohan'ny mpisorona ndraiky zareo mpanoratra lalagna zay nivolagniny, dia nizaha fomba hamonoagna Azy zareo. Fao natahotro Azy zareo satria ny vahoaka jiaby dia gaga tamin'ny fampianaragnanazy.