From 0bca1d65352d9d94d7286e7e2f41fcaade8039f0 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: MAD104 <> Date: Mon, 21 Oct 2019 07:51:31 -0400 Subject: [PATCH] auto save --- 11/17.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/11/17.txt b/11/17.txt index 746af41e..112c69fe 100644 --- a/11/17.txt +++ b/11/17.txt @@ -1 +1 @@ -Dia nampianatra zareo Izy kay nivolagna hoe: "Tsy afa voasoratra moa hoe: " Ny tragnonaha dia hantsovigny hoe tragno fivavahagna ho an'ny firenena jiaby? Naifa natanareo ho tragno fivorian'ny mpangalatra." Regnin-jareo lohan'ny mpisorona ndraiky zareo mpanoratra lalagna zay nivolagniny, dia nizaha fomba hamonoagna Azy zareo. Fao natahotro Azy zareo satria ny vahoaka jiaby dia gaga tamin'ny fampianaragnanazy. \ No newline at end of file +\v 17 Dia nampianatra zareo Izy kay nivolagna hoe: "Tsy afa voasoratra moa hoe: " Ny tragnonaha dia hantsovigny hoe tragno fivavahagna ho an'ny firenena jiaby? Naifa natanareo ho tragno fivorian'ny mpangalatra."\v 18 Regnin-jareo lohan'ny mpisorona ndraiky zareo mpanoratra lalagna zay nivolagniny, dia nizaha fomba hamonoagna Azy zareo. Fao natahotro Azy zareo satria ny vahoaka jiaby dia gaga tamin'ny fampianaragnanazy. \v 19 Koafa havy ny hariva, dia niala ny tanàgna zareo. \ No newline at end of file