\v 49 Fa ôlogno jiaby samby voasira amin'ny môtro, \v 50 tsara ny sira fô koa sira manjary matsatso, manakory no ahafana mampasira azy ndraiky? Asiavo sira ao aminare, ary mihavàgna amin'ny tseraikiraiky aby."