auto save

This commit is contained in:
MAD104 2019-10-17 04:19:34 -04:00 committed by root
parent e5a5b855d2
commit 50b2a0987f
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 48 Koa masona no mahafintôhigny ana, alà \v 47 agny zany. Tsara amina no miditry ny fanjakagnan-Jagnahary miaraka amin'ny maso araiky tsitako maso aroa hariagna agny amin'ny helo, agny amin'ny toairagma ze tsy mahafaty ny hankan-jare, ary ny môtro tsy manjary vonogny.
\v 47 Koa masona no mahafintôhigny ana, alà agny zany. Tsara amina no miditry ny fanjakagnan-Jagnahary miaraka amin'ny maso araiky tsitako maso aroa hariagna agny amin'ny helo, \v 48 agny amin'ny toairagna ze tsy mahafaty ny hankan-jare, ary ny môtro tsy manjary vonogny.

View File

@ -1 +1 @@
\v 49 \v 50 Fa ologno jiaby samby voasira amin'ny môtro, tsara ny sira fô koa sira manjary matsatso, manakory no ahafana mampasira azy ndraiky? Asiavo sira ao aminare, ary mihavàgna amin'ny tseraikiraiky aby."
\v 49 Fa ôlogno jiaby samby voasira amin'ny môtro, \v 50 tsara ny sira fô koa sira manjary matsatso, manakory no ahafana mampasira azy ndraiky? Asiavo sira ao aminare, ary mihavàgna amin'ny tseraikiraiky aby."