\v 49 \v 50 Fa ologno jiaby samby voasira amin'ny môtro, tsara ny sira fô koa sira manjary matsatso, manakory no ahafana mampasira azy ndraiky? Asiavo sira ao aminare, ary mihavàgna amin'ny tseraikiraiky aby."