Fri Jul 23 2021 09:13:28 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2021-07-23 09:13:29 -04:00
parent 97b4e49aa3
commit deb6362054
3 changed files with 2 additions and 3 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 10 Avakeo hoa'ny reo zay manambady dia magnamia zao didy zao zaho_tsy zaho, fao ny tompo_ny vaiavy dia tsy tôkony hisaraka amin'ny vadiny,\v 11 (Fao raha aohatra izy kay misaraka amin'ny vadiny, dia tôkony hijanogno tsy hanambady na koa mimpôdy mihavagna amin'ny vadiny) _Aveo ny lalahy dia tsy tôkony hisaraka amin'ny vadiny.
\v 10 Avakeo hoa'ny reo zay manambady dia magnamia zao didy zao zaho—tsy zaho, fao ny tompo—ny vaiavy dia tsy tôkony hisaraka amin'ny vadiny, \v 11 (Fao raha aohatra izy kay misaraka amin'ny vadiny, dia tôkony hijanogno tsy hanambady na koa mimpôdy mihavagna amin'ny vadiny) Aveo ny lalahy dia tsy tôkony hisaraka amin'ny vadiny.

View File

@ -1 +1 @@
\v 12 Fao amin'ny sasany dia mivaolagna zaho, fao tsy ny Tompo_hoe raha misy rahalahy araiky managna vady tsy mpino, avakeo raha maharavo azy ny miara-miaigny aminazy, dia tsy tôkony hisaraka amin'ny vadiny izy.\v 13 Raha ny vaiavy araiky no managna vady tsy mpino, aveo raha maharavo azy ny miara-miaigny aminazy, dia tsy tôkony hisaraka amin'ny vadiny izy.\v 14 Satria ny lalahy tsy mpino dia nataokagna noho ny amin'ny vadiny, avakeo vaiavy tsy mpino dia nataokagna nohon'ny amin'ny rahalahy. Fao raha tsy zany dia ho maloto ny zanaka zareo, naifa raha ny marigny dia afa voataokagna zareo.
\v 12 Fao amin'ny sasany dia mivaolagna—zaho, fao tsy ny Tompo—hoe raha misy rahalahy araiky managna vady tsy mpino, avakeo raha maharavo azy ny miara-miaigny aminazy, dia tsy tôkony hisaraka amin'ny vadiny izy. \v 13 Raha ny vaiavy araiky no managna vady tsy mpino, aveo raha maharavo azy ny miara-miaigny aminazy, dia tsy tôkony hisaraka amin'ny vadiny izy. \v 14 Satria ny lalahy tsy mpino dia nataokagna noho ny amin'ny vadiny, avakeo vaiavy tsy mpino dia nataokagna nohon'ny amin'ny rahalahy. Fao raha tsy zany dia ho maloto ny zanaka zareo, naifa raha ny marigny dia afa voataokagna zareo.

View File

@ -107,7 +107,6 @@
"07-05",
"07-08",
"07-10",
"07-12",
"07-15",
"07-17",
"07-20",