Fri Jul 23 2021 09:09:28 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2021-07-23 09:09:29 -04:00
parent 3353827d65
commit 97b4e49aa3
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 19 Moa tsy hainareo fao ny haininareo dia tempolin'ny Fagnahy Masigny, zay mibidôko akao agnatinareo, zay azonareo avy amin-Jagnahary? Moa tsy hainareo moa fa tsy nihinareo ny haigninareo?\v 20 Fao ôlomboavidy areo. Noho zany dia mankalazao Zagnahary amin'ny haigninareo. [Fagnamarihagna: reo dika-teny talaoha sasany dia mivaky magnanjao: "Noho zany mankalazao Zagnahary amin'ny haigninareo ndraiky amin'ny fagnahinareo, zay nihin-Jagnahary." Fao ny dika-teny taigna tsara dia tsy mivaky karaha io.]
\v 19 Moa tsy hainareo fao ny haininareo dia tempolin'ny Fagnahy Masigny, zay mibidôko akao agnatinareo, zay azonareo avy amin-Jagnahary? Moa tsy hainareo moa fa tsy nihinareo ny haigninareo? \v 20 Fao ôlomboavidy areo. Noho zany dia mankalazao Zagnahary amin'ny haigninareo. [Fagnamarihagna: Reo dika-teny talaoha sasany dia mivaky magnanjao: "Noho zany mankalazao Zagnahary amin'ny haigninareo ndraiky amin'ny fagnahinareo, zay nihin-Jagnahary." Fao ny dika-teny taigna tsara dia tsy mivaky karaha io.]

View File

@ -1 +1 @@
Toko faha 7
Toko Faha 7