diff --git a/07/10.txt b/07/10.txt index ca1d3cd..de4d4dd 100644 --- a/07/10.txt +++ b/07/10.txt @@ -1 +1 @@ -\v 10 Avakeo hoa'ny reo zay manambady dia magnamia zao didy zao zaho_tsy zaho, fao ny tompo_ny vaiavy dia tsy tôkony hisaraka amin'ny vadiny,\v 11 (Fao raha aohatra izy kay misaraka amin'ny vadiny, dia tôkony hijanogno tsy hanambady na koa mimpôdy mihavagna amin'ny vadiny) _Aveo ny lalahy dia tsy tôkony hisaraka amin'ny vadiny. \ No newline at end of file +\v 10 Avakeo hoa'ny reo zay manambady dia magnamia zao didy zao zaho—tsy zaho, fao ny tompo—ny vaiavy dia tsy tôkony hisaraka amin'ny vadiny, \v 11 (Fao raha aohatra izy kay misaraka amin'ny vadiny, dia tôkony hijanogno tsy hanambady na koa mimpôdy mihavagna amin'ny vadiny) —Aveo ny lalahy dia tsy tôkony hisaraka amin'ny vadiny. \ No newline at end of file diff --git a/07/12.txt b/07/12.txt index 9726f53..588e6ab 100644 --- a/07/12.txt +++ b/07/12.txt @@ -1 +1 @@ -\v 12 Fao amin'ny sasany dia mivaolagna zaho, fao tsy ny Tompo_hoe raha misy rahalahy araiky managna vady tsy mpino, avakeo raha maharavo azy ny miara-miaigny aminazy, dia tsy tôkony hisaraka amin'ny vadiny izy.\v 13 Raha ny vaiavy araiky no managna vady tsy mpino, aveo raha maharavo azy ny miara-miaigny aminazy, dia tsy tôkony hisaraka amin'ny vadiny izy.\v 14 Satria ny lalahy tsy mpino dia nataokagna noho ny amin'ny vadiny, avakeo vaiavy tsy mpino dia nataokagna nohon'ny amin'ny rahalahy. Fao raha tsy zany dia ho maloto ny zanaka zareo, naifa raha ny marigny dia afa voataokagna zareo. \ No newline at end of file +\v 12 Fao amin'ny sasany dia mivaolagna—zaho, fao tsy ny Tompo—hoe raha misy rahalahy araiky managna vady tsy mpino, avakeo raha maharavo azy ny miara-miaigny aminazy, dia tsy tôkony hisaraka amin'ny vadiny izy. \v 13 Raha ny vaiavy araiky no managna vady tsy mpino, aveo raha maharavo azy ny miara-miaigny aminazy, dia tsy tôkony hisaraka amin'ny vadiny izy. \v 14 Satria ny lalahy tsy mpino dia nataokagna noho ny amin'ny vadiny, avakeo vaiavy tsy mpino dia nataokagna nohon'ny amin'ny rahalahy. Fao raha tsy zany dia ho maloto ny zanaka zareo, naifa raha ny marigny dia afa voataokagna zareo. \ No newline at end of file diff --git a/manifest.json b/manifest.json index dfb8939..1797f12 100644 --- a/manifest.json +++ b/manifest.json @@ -107,7 +107,6 @@ "07-05", "07-08", "07-10", - "07-12", "07-15", "07-17", "07-20",