auto save

This commit is contained in:
Plt-Mad004 2021-03-07 22:02:38 -05:00 committed by root
parent 993f7f69cc
commit 177f269e30
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 3 Aveo niaraka taminareo zaho teo amin'ny fahalimiagna, ndraiky teo amin'ny tahotro, ary teo amin'ny fangovitagna be.\v 4 Avakeo ny hafatra ndraiky fagnambarako dia tsy tamin'ny vaolagna fandrisian-dahatry ny fahindriagna. Fao kosa, reo dia tamin'ny fanehoan'ny Fagnahy ndraiky ngôvo,\v 5 mbô tsy ho ao amin'ny fahindriagnan'ny olombelogno ny finoagnanareo, fao ao aminy ngôvon-Jagnahary.
\v 3 Aveo niaraka taminareo zaho teo amin'ny fahalimiagna, ndraiky tamin'ny hamboriagna, ary tamin'ny fangovitagna mafy.\v 4 Avakeo ny hafatra ndraiky fagnambarako dia tsy tamin'ny vaolagna fandrisian-dahatry ny fahindriagna. Fao kosa, reo dia tamin'ny fanehoan'ny Fagnahy ndraiky ngôvo,\v 5 mbô tsy ho ao amin'ny fahindriagnan'ny olombelogno ny finoagnanareo, fao ao aminy ngôvon-Jagnahary.