From 177f269e30a565c7a0030866e48ebf981c0b617d Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: Plt-Mad004 <> Date: Sun, 7 Mar 2021 22:02:38 -0500 Subject: [PATCH] auto save --- 02/03.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/02/03.txt b/02/03.txt index ce61883..81c95fa 100644 --- a/02/03.txt +++ b/02/03.txt @@ -1 +1 @@ -\v 3 Aveo niaraka taminareo zaho teo amin'ny fahalimiagna, ndraiky teo amin'ny tahotro, ary teo amin'ny fangovitagna be.\v 4 Avakeo ny hafatra ndraiky fagnambarako dia tsy tamin'ny vaolagna fandrisian-dahatry ny fahindriagna. Fao kosa, reo dia tamin'ny fanehoan'ny Fagnahy ndraiky ngôvo,\v 5 mbô tsy ho ao amin'ny fahindriagnan'ny olombelogno ny finoagnanareo, fao ao aminy ngôvon-Jagnahary. \ No newline at end of file +\v 3 Aveo niaraka taminareo zaho teo amin'ny fahalimiagna, ndraiky tamin'ny hamboriagna, ary tamin'ny fangovitagna mafy.\v 4 Avakeo ny hafatra ndraiky fagnambarako dia tsy tamin'ny vaolagna fandrisian-dahatry ny fahindriagna. Fao kosa, reo dia tamin'ny fanehoan'ny Fagnahy ndraiky ngôvo,\v 5 mbô tsy ho ao amin'ny fahindriagnan'ny olombelogno ny finoagnanareo, fao ao aminy ngôvon-Jagnahary. \ No newline at end of file