diff --git a/02/03.txt b/02/03.txt index ce61883..81c95fa 100644 --- a/02/03.txt +++ b/02/03.txt @@ -1 +1 @@ -\v 3 Aveo niaraka taminareo zaho teo amin'ny fahalimiagna, ndraiky teo amin'ny tahotro, ary teo amin'ny fangovitagna be.\v 4 Avakeo ny hafatra ndraiky fagnambarako dia tsy tamin'ny vaolagna fandrisian-dahatry ny fahindriagna. Fao kosa, reo dia tamin'ny fanehoan'ny Fagnahy ndraiky ngôvo,\v 5 mbô tsy ho ao amin'ny fahindriagnan'ny olombelogno ny finoagnanareo, fao ao aminy ngôvon-Jagnahary. \ No newline at end of file +\v 3 Aveo niaraka taminareo zaho teo amin'ny fahalimiagna, ndraiky tamin'ny hamboriagna, ary tamin'ny fangovitagna mafy.\v 4 Avakeo ny hafatra ndraiky fagnambarako dia tsy tamin'ny vaolagna fandrisian-dahatry ny fahindriagna. Fao kosa, reo dia tamin'ny fanehoan'ny Fagnahy ndraiky ngôvo,\v 5 mbô tsy ho ao amin'ny fahindriagnan'ny olombelogno ny finoagnanareo, fao ao aminy ngôvon-Jagnahary. \ No newline at end of file