forked from WA-Catalog/plt_tn
414 B
414 B
Hiboiboika fiderana anie ny molotro
Ny mpanao salamo miteny ny molony toy ny hoe fitoeran-javatra ary ny derany toy ny rano izay mety araraka. Eto ny teny "molotra" dia fibangoan-teny izay maneho an'ilay olona manontolo. DH: "maniry ny hidera Anao mafy aho"
ny lelako hihira
Ny mpanao salamo miteny ny lelany fa na 1) toy ny olona izany na 2) ho fibangoan-teny ho an'ny tenany manontolo. DH: "izaho hihira"