forked from WA-Catalog/plt_tn
527 B
527 B
TAV
Ity no anaran'ny litera faharoa amby roapolo amin'ny alfabeta Hebreo. Amin'ny fiteny Hebreo, ny andalana tsirairay amin'ny andininy 169-176 dia manomboka amin'ity litera ity.
omeo fahazavan-tsaina ao amin'ny teninao aho
Ny mpanao salamo miteny ny fahafahana manakatra toy ny hoe zavatra mafy. DH: "ampio aho hahatakatra ny teninao"
Ho tonga eo aminao anie ny fangatahako
Ny mpanao salamo miteny ny teny ventesiny anaty vavaka toy ny hoe olona izay te hiteny amin'ny mpanjaka. DH: "Ianao anie handre ny fivavako"