forked from WA-Catalog/plt_tn
439 B
439 B
harahako tsara ny fampianaranao rehetra
Ny olona izay mankatò an-tsakany sy an-davany ireo fampianaran'Andriamanitra dia lazaina toy ny hoe ny fampianaran'Andriamanitra no nitarika olona ka dia manaradia izay olona izany. DH: "mankatò an-tsakany sy an-davany ireo fampianaranao aho"
ny lalam-pitaka rehetra
Ny olona manao izay ratsy dia lazaina toy ny hoe mandeha amin'ny lalan-diso. DH: "ny fomba ratsy rehetra hiainan'ny olona"