forked from WA-Catalog/plt_tn
401 B
401 B
Esory hiala amiko ny lalam-pitaka
Ny teny "lalana" eto dia manondro fomba fitondran-tena. DH: "Hazony ah tsy hanaraka ny lalam-pitaka" na "Sorohy amin'ny maha mpamitaka aho"
fitaka
Ireo mety ho heviny dia 1) "lainga" na 2) "finoana lainga" na "fanarahana lainga."
ny lalan'ny fahatokiana
Ny fomba fitondran-tena na fihetsika dia lazaina toy ny hoe arabe na lalana. DH: "ho mahatoky aminao"