forked from WA-Catalog/plt_tn
794 B
794 B
Aza manahaka ny soavaly ... tsy manana fahazavan-tsaina
Ny mpanoratra mampitaha ny olona tsy manana fahazavantsaina amin'ny soavaly sy ampondra. Ireo mety ho heviny dia 1) ny mpanoratra milaza ny tenin'i Yaveh amin'ny mpamaky hoe: "Ianareo rehetra aoka tsy ho tahaka ny soavaly ... Tsy manana fahazavantsaina" 2) Yaveh no miresaka amin'ny mpanoratra toy ny miresaka amin'ny vahoaka.
lamboridy sy kapoka
Fitaovana roa izay ampiasain'ny olona hitarihana ny soavaly sy ampondra hadeha any amin'izay tian'ny mpitaingina halehany.
amin'izay tianao hitondrana azy
"amin'izay tian'ny olona handehanany." Ny "anao" eto dia tokana ary tsy manondro olona manokana.
hanodidina
Ny fahatokian'i Yaveh izay "hanodidina" azy dia mahatonga fiarovana sy fitarihana. DH: "hitarika" na "hitantana"