forked from WA-Catalog/plt_tn
16 lines
731 B
Markdown
16 lines
731 B
Markdown
# Hamonjy ireo mandringa ary hanangona ireo noroahina Aho
|
|
|
|
Miseho amin'ny fanoharana ny mandringa sy ondry noroahina izany, ka manompo toy ny fahitana ireo Israelita izay mijaly ao am-pigadrana.
|
|
|
|
# Mandringa
|
|
|
|
Oharina amin'ny olona na biby tsy afaka mandehandeha ireo.
|
|
|
|
# Ho ataoko tahaka ny fiderana izy ireo
|
|
|
|
Ny teny rehetra eto dia: "ataoko hana-tanjona amin'ny fanompoana azy ireo" , izay mihevitra hoe: "ataoko nanompo ireo hafa izy ireo."
|
|
|
|
# Amin'izany fotoana izany dia hitarika anareo Aho; hangoniko miaraka ianareo
|
|
|
|
Mihevitra zavatra roa mitovy ary midika izay itondran'Yaveh ny olona babo hiverina amin'ny taniny ireto teny ireto. DH: "Amin'izany fotoana izany dia hangoniko miaraka ary tarihiko ho any an-trano ianareo."
|